|
|
|
|

Entry 1  abaribary
Root  2 baribary
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Sokafana tsara
9 Aseho miharihary tsy misy miafina: Nabaribarin' ny mpitsara ny heloka vitan-dRakoto [1.1]
Explanations in English  10 to be made clear or bright [1.2]
11 to be made public, to be made known [1.7]
Explanations in French  12 qu'on écarquille [1.3, 1.8]
13 à écarquiller [1.3]
14 qu'on expose à la vue; être rendu public; qu'on révèle [1.8]
Examples  15  Ny masony fotsiny no nabaribariny toa mba olona nianatra sy mahay mamaky teny ery [2.470#166]
16  Bikàna izy, fa ny fihetsiny tsy rototra sy ny habaribarin' ny masony feno fihantsiana hafahafa no efa nanintona tovovavy maro indrindra. [2.5#37]
17  Tsy maintsy lazaina mazava ho fanta-bahoaka ny iraka ampanaovina azy ireo ary tsy maintsy abaribary hoe ohatrinona marina ny sazy naloa sy ny lalana nomban' ny entana nogiazana. [4.27]

Updated on 2026/04/19