|
|
|
|

Entry 1  olona
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
Derivatives 
Passive verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  7 Teny ilazana ny toetra amam-pomban' ny olombelona (jer. io teny io): Ny fanahy no olona
8 Teny ilazana ny olombelona tsy voafetra mazava na ny toetrany na ny isany: Misy olona mitady anao ao an-tokotany
9 Vahoaka: Olona re izay tao an-tsena tao izay
10 Amin' ny fitenin' ny ankizy, teny entiny milaza ny tenany: Manko ny olona vonoin' i Koto ô! [1.1]
Explanations in English  11 a person, somebody, a human being. Olo is used in the provinces. [mal. And other dialects orang, amboyna malona and malono.] [1.2]
12 a human being, man; someone [1.7]
Explanations in French  13 homme, personne; quelqu'un [1.8]
Examples  14  Ireto olona tokony ho mpifandrafy. [2.499#95]
15  Vazimba no maromaro teto, olom-pohy [2.48#18]
16  Nanomboka ny fisamborana ny olon' antoko. [2.472#207]
17  ka ny olon-drehetra dia samy mody amy ny havany avokoa. [2.48#453]
Analogs  18  abilin' olona, 19  afa-baraka, 20  afa-boroka, 21  alikan' olona, 22  amboafitritra, 23  amboan' olona, 24  androvo, 25  bandro, 26  faikan' olona, 27  fakon' olona, 28  farafaikan' olona, 29  fatritran' olona, 30  fototr' olona, 31  fotsy fanahy, 32  heni-kaja, 33  karin' olona, 34  kitoatoan' olona, 35  kolokolon' olona, 36  lamokan' olona, 37  manam-panahy, 38  manary ilo mby an-doha, 39  maniva tena, 40  mavoin-tena, 41  mialabara-tena, 42  olom-banona, 43  olom-boantsongo, 44  olona lany hasina, 45  olona lany henatra, 46  olona mamoa fady, 47  olona tsy manjary, 48  olona tsy vaky afero, 49  olona tsy vaky atatra, 50  olona tsy vanona, 51  tsaikan' olona, 52  tsy manan-kenatra, 53  tsy misangy hajan-tena, 54  tsy valahara, 55  tsy voavidim-bola, 56  tsongoin' olom-bolo, 57  voahangy tsy arahin-katina
Combinations  58  189 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word olona
Proverbs  59  Proverbs containing that word
Article  60 Randzavola: olona ao amin' ny Baiboly

Updated on 2026/04/22