|
|
|
|

Entry (1/4) 1  misaka
Root  2 saka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Maka, mihalotra (foza na orana) amin' ny tanana ao anaty lavany [1.1]
Examples  9  Fanalana andro ny ankizy ny fanondrahana anana isan' andro tsy tapaka ka ahazoany maisambo-tsikovoka sy misaka pirina amin' ilay dobokely fakan-drano. [2.470]

Entry (2/4) 10  misaka
Root  11 saka
Part of speech  12  active verb
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
Explanations in Malagasy  17 Mandray (lehilahy) amin' ny ankasarotany raha miady aminy [1.1]
Examples  18  Mahavita misaka na manosika ny olona raha tiany. [2.472#174]

Entry (3/4) 19  misaka
Part of speech  20  active verb
Explanations in Malagasy  21 [Antesaka] milaza [1.78]

Entry (4/4) 22  misakà
Root  23 saka
Part of speech  24  imperative of active verb misaka [Full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  25 kamasy, 26 kamisa, 27 makasy, 28 masaky, 29 masika, 30 mikasà, mikasa, misakà, misaka, 31 samaky, 32 simaka

Updated on 2026/08/15