| Entry (1/2) | 1 mandrevo |
| Root | 2 revo |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
7 Milentika ao anaty fotaka: Mandrevo izy ka vonjeo
8 Mora ilentehana azon' ny be fotaka: Mandrevo itý tany itý 9 Be dia be: Mandrevo ny ahitra amin' izao fahavaratra izao 10 Manahirana aoka izany: Nandrevo iny adiko tamin-dRakoto iny [1.1] |
| Explanations in English |
11 to bog down; to be deep and yielding, as mud
[1.7] |
| Explanations in French |
12 s'enfoncer comme dans la boue
[1.8] |
| Examples |
13 Sarotra asaina ilay izy fa fotaka mandrevo matetika ny ambony ary tanimanga mavesatra ny ambany.
[2.472#170]
|
| Combinations | 14 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mandrevo |
| Entry (2/2) | 15 Mandrevo |
| Elementary words | 16 man~, 17 revo |
| Part of speech | 18 name (toponym) [Full list] |
| Vocabulary | 19 Geography: towns |
| Anagrams | mandrevo, Mandrevo |
| Updated on 2026/08/13 |
|