|
|
|
|

Entry (1/2) 1  kiakiaka
Root  2 kiaka
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  10 Antsoantso mafy mankarenin-tsofina: Henonao oe izany kiakiakana kisoa vonoina izany? [1.1]
Explanations in English  11 piercing cries [1.7]
Explanations in French  12 cris perçants [1.8]
Examples  13  Nangina tampoka ny tafondro marovava, fa dridridridry sy kiakiaka mifangaro teny ratsy no nisolo azy. [2.472#235]
14  kiakiaka sy antsoantso "Dada Dada" moa izany ny azy telodahy niantsavika an' ingahy Rainitoandro sy nanao akory azy. [2.470#9]
Vocabulary  15  Sound

Entry (2/2) 16  Kiakiaka
Elementary words  17 kiaka
Part of speech  18  name (toponym) [Full list]
Examples  19  Avaradrano sy kiakiaka sy Lavadrano sy ny manodidin' Ankaratra, izao no nitoeran' Andriamberosalama zanak' Andriamanalina, natao n'Andrianampoinimerina voady ho an' Andriantsoanandriana raha mandry i Merina. [2.48#621]
Vocabulary  20  Geography: towns

Anagrams  21 kaikaika, Kiakiaka, kiakiaka

Updated on 2026/08/14