|
|
|
|

Entry (1/2) 1  halavaina
Root  2 lava
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Atao tonga lavalava kokoa, tovanana: Halavao ny akanjonao fa fohy dia fohy loatra
9 Tohizina: Nohalavaina ny arabe mankany Ananona
10 Atao maharitraritra kokoa: Tsy ho azo halavaina intsony ny fetr' andro handoavanao ity trosa [1.1]
Explanations in English  11 to be made long or longer [1.2]
12 to be lengthened, to be extended [1.7]
Explanations in French  13 qu'on allonge, qu'on prolonge [1.8]
Examples  14  Mazàna no halavaina ny fifampiarahabana, mba hifanontaniana ny fahasalamana, ets. [1.38#34]
15  marina izany fa veloma ianao, koa nefa na hendry sy mahalala aza izahay, ny tenin'i Tompokovavy, raha fohy tsy azo halavaina ary raha lava tsy azo hafohizina [2.366#]

Entry (2/2) 16  Halavaina
Elementary words  17 lava
Part of speech  18  name (toponym) [Full list]
Vocabulary  19  Geography: towns

Anagrams  halavaina, Halavaina

Updated on 2026/08/14