|
|
|
|

Entry (1/3) 1  fanjakana
Root  2 zaka
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Explanations in Malagasy  6 Fitondrana manana ny fanapahana ambony indrindra amin' ny tany iray; fifehezana, fandidiana, fanapahana: Nandroso izaitsizy ny teto Imerina ta min' ny fanjakan' Andrianampoinimerina. / Didim-panjakana izany ka tsy azo lavina
7 Ny tany entina na fehezin' ny mpitondra iray: Nanitatratsy hita velively ny fanjakany io mpitondra io
8 Fizakana: Nisy fotoana tamin' ny tantaran' izao tontolo izao nisian' ny atao hoe fanjakandehilahy. [1.1]
Explanations in English  9 A kingdom, the government, honour, dignity, privilege, an hereditary possession. [1.2]
10 government; the administration [1.7]
Explanations in French  11 le royaume, le gouvernement, le règne, l'administration; le temps, le lieu [1.3#866]
12 gouvernement; l'administration; règne, royaume [1.8]
13 état [1.13]
Examples  14  Ho anao ny tany sy ny fanjakana. [2.508#373]
15  Nifarana teo ny fanjakana Malagasy. [2.113#70]
Vocabulary  16  Politique
Combinations  17  16 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word fanjakana

Entry (2/3) 18  fanjakana
Root  19 jaka
Part of speech  20  noun
Morphology 
21  Simple :
22  Prefixed :
Explanations in Malagasy  23 Fanolorana jaka, dia ilay nofon-kena masaka nialin-taona ifanomezana raha fandroana ho mari-pihavanana [1.1]
Explanations in French  24 l'action d'offrir des étrennes, le temps des étrennes [1.3#290]
Combinations  25  4 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word fanjakana
Proverbs  26  Proverbs containing that word

Entry (3/3) 27  Fanjakana
Elementary words  28 fanjakana
Part of speech  29  name (toponym) [Full list]
Vocabulary  30  Geography: towns

Anagrams  Fanjakana, fanjakana, 31 fanjanaka

Updated on 2026/08/14