| Entry | betsimitatatra | |
| Part of speech | name (toponym) | |
| ... [Andrianjaka] dia nampanao ny fefilohan' Ikopa hanamboarana ho tanimbary ilay hetrina makadiry, izay noritina tsikelikely, ka nitarina miandalandalana. Andrianjaka, hono, no namome ny anarana hoe Betsimitatatra sy nanombaka nanao tanimbary teo. [1.10] | ||
| Grand et sans canaux de dessèchement; nom d'une grande plaine située à l'ouest de Tananarive où l'on cultive le riz et qui se dessèche seule sans canaux d'écoulement. [1.3] | ||
| Vocabulary | ||
| Quotes | Texts mentioning that word | |
| Coordinates | -19, 47.5 | |
| Toponymy | be#mg.aj, tsy#mg.dv, mitatatra#mg.av | |
| Illustrations |
| |
| Updated on 2024/09/04 |
|