Entry zerô
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Jereo aotra [1.1]
 Tarehimarika ilaza ny isa foana [1.62]
Explanations in French Zéro [1.4]
International symbols 0 [3.1]
Examples Nanana toetra ambony dia ambony izy ka nahatonga ny mpanoratra malagasy malaza iray, dia i Pastera Rabary, nanoratra momba azy hoe : «Ny lehilahy zero, zero ny fahavalony. [2.857]
Vocabulary 
Synonyms aotra
Tables and plates The Numbers
Addition
Multiplication
Articles 

Entry zéro
Part of speech masculine noun
Explanations in Malagasy Zavatra tsinontsinona: C'est un zéro (Olona tsinontsinona izy) [1.4]

Anagrams 

Updated on 2023/02/02