Entry vorivorinkena
Elementary words vorivory ; hena
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anarana ilazana ireo kitapo faharoa sy fahatelo amin' ny vavonin' ny biby mandinika toy ny omby, manarakaraka ny roroha; rehefa avy tsakoin' ny biby fanindroany ny hanina, dia averiny avy any amin' ny rorohany ary mandalo mivantana any amin' ny vorivoriny [1.1]
Explanations in English Omasum [3.1]
Explanations in French Omasum, feuillet [de l'estomac des ruminants] [3.1]
Examples Vorivorinkena sy ny taimboraka ao anatiny. [2.69]
Vocabulary 
Synonyms vorivoriny
Analogs  masontantely ~ vahindrorohany ~ vavoninkena
Proverbs 
Illustrations 

Updated on 2023/05/21