Entry voninkazo
Elementary words vony ; hazo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Organa mampitombo taranaka ny ankamaroan' ny zavamaniry, izay mizara roa: ny fitoeram-boa ary ny ravim-bony, izay mazàna miloko sy manana endrika mahafinaritra [1.1]
Explanations in English A flower [1.7]
Explanations in French Fleur [1.8]
 (de vony : fleur et hazo : arbre). Nom général des fleurs cultivées pour la décoction ; même si elles sont produites par des plantes herbacées ou des plantes à bulbe. Le marché aux fleurs de Tananarive est justement réputé pour la beauté des produits qui y sont présentés. [1.196]
Examples 
1Voninkazo indray mamony, mitovy hanitra sy felana. [2.817]
2Tsy mba misy fofona ny voninkazo vitan' olombelona! [2.529]
Vocabulary 
Compound words 
Titles Voninkazo adaladala (Andriamanantena Georges)
Voninkazo loharano (Ny Onja)
Voninkazo taratasy (Rajaobelison Samuël)
Proverbs 
Illustrations 

Updated on 2023/12/09