Entry vatomainty
Elementary words vato ; mainty
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazam-bato mainty fahita betsaka eto amin' ny Nosy, heverina ho avy amin' ny fivainganan' ny mineraly niempo fahizay [1.1]
 Vato vandana mainty [1.13]
Explanations in French Granit [1.4, 1.13]
Examples ny sasany kosa vao mitsoitsoy miakatra avy ao anaty rano, ary angamba ao anaty rano ao mbola mikintrana tahaka ny vatomainty. [2.587]
Vocabulary 
Synonyms granita ~ vatorano

Updated on 2023/04/02