Entry |
varahina
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karaza-metaly menamena azo anjahina ary azo taritina ho tariby
izay ampiasaina betsaka, indrindra amin'ny fampitana ny herim-baratra
amin'ny elektrisite. [1.1]
|
| Metaly mora fisahina sy folesina [1.13]
|
Explanations in English | Copper, brass [1.7]
|
Explanations in French | Cuivre, bronze [1.8]
|
| Cuivre [1.5, 1.13]
|
International symbols | Cu
[3.1]
|
Examples | Niaraka aminy, nisy bala varahina iray boaty baoritra.
[2.472]
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Tables and plates |
|
Article |
|
Entry |
Varahina
(varahina)
|
Part of speech | name (toponym)
|
Vocabulary |
Coordinates | -17.7666667, 48.8
|
|