Entry vantozy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [fr, ventouse] Tamaboha antonontonony apetaka amin' ny hoditra mba hampisy fahamaimaizana, amin' ny fanafoanana ny rivotra ao anatiny, ka hitsaboana ny aretina amin' io faritra io [1.1]
Vocabulary 
Origin French: ventouse.

Updated on 2020/07/31