Entry |
tsiomeroa
(tsy, ome, roa)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karazan' akondro vaventy be sady lava ny voany ka nahatonga ny anarany (tsy omena roa indray homana) [1.1]
|
Explanations in French | [Betsimisaraka]
(de tsy : négation ;
omeo : donnez (impératif) ; et
roa : deux ; « n'en donnez pas deux » ; une seule de ces bananes suffit, car elles sont très grosses).
Musa sapientum L. (Musaceae).
Banane à cuire dite en français « banane plantain ».
Nom donné aux variétés à très gros fruits.
[1.196]
|
Scientific name | Musa sapientum |
Examples | tsy ontsy aho ka tsiomeroa : tsy zavona aho ka hanenika ny tany
[2.69]
|
Vocabulary |
|