Entry tsaramaso
Elementary words tsara ; maso
Part of speech noun
Vocabulary 
Synonyms mangimike ~ pariamaso ~ ramanjereke ~ siay ~ soy ~ sitaromaso

Entry tsaramaso
Elementary words tsara ; maso
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan' anana fihinam-boa ka misy fomba roa no ihinanana io voany io: na mbola tanora izy ka ao anaty hodi-boany no andrahoina (tsaramaso tanora no fiantso azy amin' izay), na efa voany matoy iena na maina, ka andrahoina alana amin' ny hodiny [1.1]
Explanations in English Beans [1.7]
Explanations in French Haricot [1.8]
  [Betsileo, Merina, Sakalava, Sihanaka] (de tsara : beau ; et maso : oeil ; la graine brillante et colorée est comparée à un oeil). Phaseolus vulgaris L. (Fabaceae). Le Haricot introduit et cultivé. Nom et identité dans le Dictionnaire de Malzac. On appelle tsaramasomaitso les haricots verts ; tandis que les haricots en graines consommés frais s'appellent tsaramaso tanora (haricots » jeunes »). D'après J. Lombard, ASSEMI, 7, n° 4 (1976) p. 96, note 137, dans le Menabe Sakalava on distingue trois variétés de haricots ou tsaramaso, dénommés respectivement mena (à grains rouges), fotsy (à grains blancs) et vanda (moucheté). [1.196]
Scientific name Phaseolus vulgaris
Examples 
1Sosohana tsaramaso eny anelanelan' ny katsaka. [2.445]
2Tonga reniny ka nandraoka ny tsaramaso indray; [2.69]
3Volena avokoa na vary na katsaka na tsaramaso. [2.117]
Vocabulary 
Synonyms kimesamesa
Phytonyms 
Proverbs 
Articles 

Updated on 2023/08/21