Entry tsara fanahy
Elementary words tsara ; fanahy
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza toetra mendrika, malemy fanahy ary manana fandavan-tena hanasoa ny hafa; tsara fo; mahay mitondra tena; salama tsara [1.1]
Explanations in English Of good disposition; one free from disease [1.2]
 Good, pleasant [1.7]
Explanations in French Bon, vertueux [1.8]
Examples Ny toetrany ity andriambavy ity : Vehivavy tsarafanahy; [2.59]
Analogs  malemy fanahy ~ malemy paika ~ mazava fo ~ mazava saina ~ tsopo ~ antra olona ~ be indrafo ~ malala-tanana ~ mora hatonina ~ mora hiraharahana ~ mamy hoditra ~ mahafoy tena ~ be fahafoizan-tena ~ mahay mandray olona ~ mahay olona ~ manana hatsaram-panahy ~ tsara toetra ~ olo-marina ~ olom-banona ~ fototr' olona

Entry tsarafanahy
Elementary words tsara ; fanahy
Part of speech noun
Explanations in French  [Tankarana] (sens général : vertueux, qui se conduit bien ; c'est probablement une antithèse car ceux qui boivent la boisson fermentée préparée avec les fruits se conduisent fort mal en général). Ehretia suarenzensis Capuron Ined. (Boraginaceae). [1.196]
Scientific name Ehretia suarenzensis
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/10/30