Entry tsaporitika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Voronkely lava volom-body, mavomavo vasobasoka, tsy manidina avo fa any amin' ny lobolobo iva; ny fanenony dia miretidretika mitovitovy tantana, ka avy amin' izany no nahatonga ny anarany [1.1]
Explanations in French Petit oiseau semblable au tsikirity [1.54]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31