Entry | trozona | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Biby mivelona any anaty ranomasina, ny lehibe indrindra amin' ny biby fantatra amin' izao andro izao fa mety hahatratra 20 metatra ny halavany ary 130 taonina ny lanjany. [1.1] | |||
Biby lehibe indrindra mivelona any anaty ranomasina ary mampinono [1.13] | ||||
Explanations in English | A whale [1.7] | |||
Explanations in French | Baleine [1.54, 1.8, 1.13] | |||
Vocabulary | Zoology: mammals | |||
Compound words |
| |||
Phytonyms |
| |||
Articles | Randzavola: trozona ao amin' ny Baiboly | |||
Updated on 2023/08/11 |