Entry tokatoka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] Karazan-tononkira na tononkalo betsimisaraka mitanisanisa zavatra mifangaro, tsy dia mba mifototra amin' ny zavatra iray, nefa kosa mirindra sy manara-paika aoka izany: indraindray koa fitanisana na fitsikerana eritreritra samihafa, fihetseham-po [1.1]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31