Entry teolojia
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [frantsay théologie] Sampam-pahalalana ianarana momba ny fivavahana sy izay mikasika an' Andriamanitra, ny foto-pampianaran' ny antokom-pinoana samihafa [1.1]
Vocabulary 
Titles Teolojia tsotsotra (Randzavola Henri)
Origin French: théologie.

Updated on 2020/07/31