Entry tempoly
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [angl. temple] Trano natokana hivavahana: Nisy roa lahy niakatra hivavaka tany an-tempoly: farizianina ny iray ary poblikanina ny anankiray
Trano fiangonan' ny Protestà, mifanohitra amin' ny eglizy, ilazana ny trano fiangonan' ny Katolika [1.1]
Vocabulary 
Origin English: temple.

Anagrams 

Updated on 2020/07/31