Entry takorobabo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ilay kitapo kely feno fofon-drano midofaka izay anangonan' ny vorona sy andemeny ny hanina, alohan' ny tena handevonany azy ao amin' ny haranana, izay tena vavoniny [1.1]
 Kitapon-tsakafon'ny vorona [1.13]
Explanations in English The craw of a bird [1.2]
Explanations in French Jabot [1.13]
Vocabulary 
Synonyms tranon-dremby
Other spellings 
Proverbs 

Updated on 2020/07/31