Entry takaitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Kilema ara-batana hatrany an-kibon-dreny na azo tamin' ny voina na aretina nahavoa, ka tsy mety hafenina intsony: Tany an' ady no nahazoan-dRabe an' io takaitra io
Fahasimbana, tsiny, kilema: Misy takaitra kely lahy ity lovia porosolaina ity. [1.1]
 Kilema [1.13]
Explanations in English A defect, a physical handicap [1.7]
Explanations in French Défaut, tare [1.8]
 Un défaut, une avarie, un mal, une dette [1.3]
 Infirmité [1.13]
Examples 
1Takaitra miteraka takaitra hafa ary maro karazana. [2.472]
2Ny havan-draiko anankiray nitondra takaitra mandra-pahafatiny tamin' izany. [2.643]
Compound words 
Other spellings 
Proverbs 

Entry takaitra
Part of speech noun
Explanations in French Probablement mis pour takahitra : « plante ». D'après le dictionnaire de Richardson. Vient de ahitra, nom générique des plantes herbaceae. Ne nous paraît pas désigner une espèce précise. [1.196]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/09/15