Entry |
taila
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Tanimanga voadoro vita efa-joro fisapisaka atao tafo na fandiavana solo-ngorodona [1.1]
|
Explanations in English | Floor tiles; cf. kapila
[1.7]
|
Explanations in French | Carreaux pour parquets; cf. kapila
[1.8]
|
Examples |
1 | nanao biriky, taila, fandri-baratra.
[2.113]
|
2 | Ny taila mangatsiaka sy mafy no zary akalana itombenany sy kidoro handriany.
[2.470]
|
3 | Taila tanimanga fanao tafon-trano no amboarina ho boribory, dorana anaty fatana iny, tondrahana rano hitsotsotsotso, fonosina vori-daba, dia apetapataka amin' ilay faritra mivonto
[2.472]
|
|
Vocabulary |
Origin | English: tile.
|
|
Entry |
taila
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Sakalava]
(probablement comme tahila (Tandroy)). Grandidier, fichier manuscrit, note : « arbre à bois très durable employé pour faire des avirons et pagaies ».
[1.196]
|
Vocabulary |
|