Entry solifara
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavatra any anaty tany, vonivony, ary mirehitra, mazàna atao famonoana mikraoby [1.1]
 Singa simika [1.13]
Explanations in English Sulfur [3.1]
Explanations in French Souffre [1.13]
Examples Solifara, hono, no anaran' ireny zavatra nodorana ireny. [2.472]
Vocabulary 
Origin English: sulfur.
Analogs  S

Updated on 2020/07/31