Entry serizà-sefo
Part of speech locution
Explanations in Malagasy [fr. sergent-chef] ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny adijidà izay amboniny sy ny serizà tsotra ambaniny; mitovy laharana amin' ny martre faharoa, kilasy voalohany [1.1]
Vocabulary 
Origin French: sergent-chef.

Updated on 2020/07/31