Entry seminera
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [fr. séminaire] (Fiv. kay.) Toerana anomanan' ny Eglizy ny tanora manam-pikasana ho pretra
Fiofanan' antokon' olona miaraka, amin' ny toarana iray, ara-pirehan-kevitra na ara-teknika [1.1]
Vocabulary 
Origin French: séminaire.

Updated on 2020/07/31