Entry saonjorano (saonjo, rano)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan-tsaonjo tsy fihinana ny vodiny fa ny raviny kosa (izay tena atao hoe horirika) dia fanao fangaron-daoka [1.1]
Explanations in French  [Betsimisaraka] (comme saonjondrano). Variétés âcres, semi-sauvages de Colocasia esculenta (L.) Schott (Araceae). [1.196]
Scientific name Colocasia esculenta
Vocabulary 
Synonyms saonjondrano

Updated on 2020/10/12