Entry salohy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tendrony ambony amin' ny zavamaniry sasantsasany toy ny vary, izay iraiketan' ny voa mirindrarindra amin' ny taho: Mahafinaritra amin' ny fetin' ny santabary ny mahita ankizy kely milanja salohim-bary lehibe aoka izany. [1.1]
Explanations in English A head of rice; a cluster of grapes [1.7]
Explanations in French épi, grappe [1.3]
 épis de riz; grappe de raisins [1.8]
 (toute l'île). Nom des inflorescences ramifiées : grappes, panicules, corymbes. On donne aussi le même nom aux infrutescences qui en dérivent. Exemples : salohim-bary : panicule du riz ; salohim-boaloboka : (de voaloboka) : grappe de raisin. [1.196]
Examples 
1Ao ny siokan’ny salohy navesa-boa [2.576]
2Salohy milofika tsara lamina toy izany no avy hatrany hitan' izy mpamangy tonga [2.472]
Vocabulary 
Compound words 
Titles Salohy (Ratsifandrihamanana Clarisse)

Entry salohy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] Lefona [1.1]

Entry Salohy
Elementary words salohy
Part of speech name (book title)
Author Ratsifandrihamanana Clarisse
Publishings 
Tables and plates All the titles

Anagrams 

Updated on 2023/10/29