Entry salanisa
Elementary words sala ; isa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Isa tokony ho an' ny olona na zavatra tsirairay raha, ohatra, ka zaraina amin' ny isan' izy ireo ny fitambaran' ny isa azony: Misy fianakaviana 8; mitontaly 60 ny isan' ny zanany: ny salanisan' ny zanak' izy ireo àry dia 7,5 (60:8) [1.1]
Explanations in French [ salan' isa ] Moyenne des nombres [1.13]
Vocabulary 

Updated on 2023/10/02