Entry sabatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiadiana misy lelany lava maranitra, izay mahitsy na mivolantsinana mihantsika, fa ny fitanana azy mifaingoka sy fohy. [1.1]
Explanations in English A sword [1.7]
Explanations in French Sabre [1.8]
Examples ny mozika, ny sabatra andrainy sy ny azy, sy ny basiny sy ny akanjo militerany, sy ny akanjom-borozanony, sy ny taratasy fianarany. [2.48]
Vocabulary 
Compound words 

Updated on 2023/08/11