Entry rigby
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Lalao fanatanjahan-tena karazana foty, saingy azo lalaovina amin' ny tanana sy ny tongotra ary baolina lavalava no ampiasaina aminy. Ny mpilalao rigby-16 na 13 an-daniny avy -- dia mifaninana ny hitondra an-tanana ny baolina ka manindry azy ambadiky ny tsipika mamaritra ny tanin' ny an-kilany, na mandaka azy handalo ambonin' ny tsatokazony [1.1]
Vocabulary 
Origin English: rugby.

Updated on 2020/07/31