Entry | ranombavaka | |
Elementary words | rano ; vavaka | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | (taloha) Rano fanafanana natao tao am-bava dia namafazana ny olona marary na ny olona handeha lavitra (ankehitriny) Vavaka ombam-paniriana miloaka ny fo [1.1] | |
Explanations in English | [ ranom-bavaka ] A blessing given to those who are going on a journey. [1.2] | |
Vocabulary | Religions, Beliefs | |
Updated on 2023/11/24 |