Entry pôtasy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [frantsay potasse] Vongana fotsy mora levona ao anaty rano, fanadiovana ny lamba mainty ary miditra amin' ny fanaovan-tsavony [1.1]
 Alkalia misy pôtasiôma [1.13]
Explanations in French Potasse [1.13]
Vocabulary 
Origin French: potasse.

Anagrams 

Updated on 2020/07/31