Entry pretra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [fr. prêtre] Olona voahosotry ny eveka mba hi-tondra fiangonana, hanao lamesa sy hizarazara sakramenta ary hitory ny tenin' Andriamanitra (Fiv. kat.) [1.1]
Vocabulary 
Origin French: prêtre.

Updated on 2020/07/31