Entry |
odiambavafo
(ody, any, vava, fo)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Sakafo maivana vao maraina
[1.1]
|
Explanations in English | [ ody am-bavafo ] Food eaten in the morning before going out to business, etc. [1.2]
|
Explanations in French | Remède contre les maux d'estomac (de vavafo : le creux de l'estomac; nom du premier repas ; petit déjeuner ou des en-cas ). Le plus populaire est le jus exprimé des feuilles du
horovy.
[1.196]
|
Examples | Vonon-kihafy amin' ny ody ambavafo aninaraina, raha mahatsiaro tena ho matiantoka amin' ny fidonanaham-poana tsy misy mpanontany na tra try ny varoboba.
[2.470]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
Compound words |
|
|