Entry nendram-boalavo
Elementary words nendra ; voalavo
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Bontsimbontsina toy ny mony ary mpahazo ny zaza sady mifindra nefa tsy mahafaty [1.1]
 Karazana nendra [1.13]
Explanations in English [voalavo, a rat.] the chicken pox. [1.2]
 Chicken pox [1.7]
Explanations in French Petite vérole volante [1.54]
 Varicelle [1.8, 1.13]
Vocabulary 
Analogs  nendran' akoho amam-borona ~ nendran' omby

Updated on 2023/08/15