Entry mitsaha-jaza
Elementary words mitsahatra ; zaza
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Mijanona tsy miteraka intsony noho ny fahalehibeazan'ny taona [1.13]
 Enti-milaza vehivavy mijanona tsy miteraka intsony [1.1]
Explanations in French Ménopause [1.13]
Vocabulary 
Synonyms mitsaha-potoana

Updated on 2023/10/04