Entry misongadina (songadina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miavaka tsara, mivongady
Voaenda-damba, miboridana
Mitovy hevitra: azo tsapain-tanana ~ hita vatana ~ miharihary ~ miharihary ohatra ny kary am-pamoloana ~ miharihary ohatra ny vay an-kandrina ~ mitojanjina ~ mivaingana ~ mivongady ~ tsy takona afenina ~ tsy takona afenina ohatra ny masoandro bendohataona [1.1]
Examples Fa ny tena fanalako andro iray misongadina dia ny famakiam-boky. [2.471]
Morphology 
Present : misongadina
Past : nisongadina
Future : hisongadina
Imperative : misongadìna

Entry misongadìna (songadina)
Part of speech imperative of active verb misongadina [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20