Entry | mihoaka (hoaka) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Miezaka mafy handoa nefa tsy mahalasa Miezaka mafy miantso olona na mihira: Faly ny mihoakoaka fotsiny ireto fa tsy mahay mihira akory [1.1] | ||||||
Explanations in French | Faire des efforts pour vomir [1.54] | ||||||
Vocabulary | Health | ||||||
Morphology |
| ||||||
Synonyms | mihoakoaka | ||||||
Analogs | dimpoana ~ fenofeno ~ maivivy ~ maloiloy ~ manamonaina ~ masinaty ~ misalebolebo ~ misalembona ~ misalobona ~ misolebileby ~ salontsolonina ~ salosonina ~ ta-handoa | ||||||
Anagrams | ahimoka, komahay, mihaoka, mihoaka, mikaoha, miohaka |
Updated on 2023/01/20 |