Entry mangovingovitra (hovingovitra (hovitra))
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny loha na ny tanana na ny rantsambatana iray mihetsiketsika na mihevingevin-dava noho ny aretina
Mitovy hevitra: heverina [1.1]
Examples 
1Manaiky aho, ry Bina malala, hoy izy, tamin' ny feo mangovingovitra. [2.499]
2ny feon-dRasolo mangovingovitra, ary tapatapaka ny fiteniny, fa mba feno koa ny fony. [2.324]
Vocabulary 

Updated on 2023/02/09