Entry mamongady (vongady)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mividy mitambatra
Manavosa, manao antontany [1.1]
Explanations in English To sell at wholesale [1.7]
Explanations in French Entasser, acheter en bloc [1.3]
 Vendre en gros [1.8]
Examples Tsy mba mivarotra any an-tsena anefa Ratelo, fa ny mpandafy no tonga eo isan-kerinandro mamongady ny vokatra rehetra, ka mitondra azy amin' ny sarety. [2.332]
Vocabulary 
Morphology 
Present : mamongady
Past : namongady
Future : hamongady
Imperative : mamongadia

Updated on 2023/01/20