Entry | makasa | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Zavamaneno toy ny korintsana ihany saingy tsy fahita firy intsony noho izy manahirana kokoa ny fandrafetana azy: mandrary kitapo kely izay asiana voa madinika ao anatiny ary avondrona eo amin' ny tendronkazo kely ireo kitapo ireo [1.1] | |
Vocabulary | Music: instruments | |
Hypernym | ||
Co-hyponyms | ||
Anagrams | makasa, masaka, samaka |
Updated on 2023/03/19 |