Entry mailo
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Malina sady kinga maso, feno fitandremana: Aoka ho mailo tsara ianareo fa ny ratsy tsy kely lalana [1.1]
Explanations in French Prudent [1.5]
Examples 
1Nefa aleo mailo ihany, fa ny mahery tsy maody tsy ela velona. [2.4]
2Aoka isika ho mailo rehefa misy olona madio eritreritra nefa voafitaka ka miteny hoe : « Io fianakaviana io, fantatro daholo ny momba azy, lazainy amiko daholo. [1.369]
Derivatives 

Entry mailo
Part of speech noun
Explanations in French  [Bara, Betsimisaraka] (« qui sent le pourri », contraction de maimbo : qui sent et lo : pourri). Solanum nodiflorum Jacq. (Solanaceae). Plante spontanée qu'on mange comme légume vert. [1.196]
Scientific name Solanum nodiflorum
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2021/01/17