Entry | lietna-kolonely | |
Elementary words | lietnà ; kolonely | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Manamboninahitra amin' ny foloalindahy an-tanety sy ana habakabaka, ambonin' ny komandà ary ambanin' ny kolonely; mitovy fahamboniana amin' ny capitaine de frégate amin' ny tafika an-dranomasina [1.1] | |
Vocabulary | Military | |
Origin | French: lieutenant-colonel. | |
Updated on 2024/01/09 |