Entry lambomiditra (lambo, iditra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fombandrandram-bolo toy ny randramadinika ihany amin' ny voalohany, fa atao mifandray daholo kosa ny sori-bolo mifanandrify rehetra ka tsy atao tananivoho izy rehefa vita fa atao doko sifila; ny ankizy matetika no atao lambomiditra [1.1]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31