Entry lalam-panorenana
Elementary words lalàna ; fanorenana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Lalàna manoritra ny rafitry ny fitondrana amin' ny firenena iray izay mazàna atao latsabato amin' ny vahoaka rehetra ny fampankatoavana azy rehefa avy nampahalalaina azy mazava tsara hatramin' ny an-tsipiriany [1.1]
Explanations in French Constitution [1.5, 1.13]
Examples Mifanaraka amin' ny Lalàmpanorenana ve ny fametrahana ny faritra? [4.27]
Vocabulary 
Titles Lalam-panorenana Apôstôlika
Lalam-panorenana ho an' ny Repoblika fahefatra
Volavolan-dalampanorenana

Entry lalam-panorenana
Part of speech locution
Explanations in French Loi interne [1.13]
Vocabulary 
Compound words 

Updated on 2023/10/07