Entry lakroa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Sary na hazo mitanambokovoko mampahatsiaro ny hazo namantsihana an' i Kristy, hita amin' ny toerana maro, indrindra ny toeram-pivavahana (fiangonana, fasana...): Maty teo ambony lakroa i Kristy [1.1]
Examples Ohatra: ny lakroa fitondra nanao prosession dia hafa no nahazo ny lakroa varahina lohany, ary hafa no nahazo ny tahony; [2.588]
Vocabulary 
Titles Lakroan' i Madagasikara
Origin French: la croix.
Analogs  hazofijaliana

Updated on 2023/10/07