Entry labiera
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fisotro misy alkaola kely vita amin' ny karazam-barimbazaha atao hoe "orge", izay alona hamorivory mba hahatonga ny siramamy ao aminy ho alkaola, dia asiana "houblon" hampangidingidy ny tsirony sy hahamanimanitra ny fofony [1.1]
Vocabulary 
Origin French: la bière.

Updated on 2020/07/31